plt_tn/ecc/07/10.md

8 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# oana ireo andro fahiny no tsara kokoa noho ireto?
Mangataka ity fanontaniana ity ny olona mba hitarainana mahakasika ny ankehitriny. D.H: "tsara kokoa ireo zavatra fahiny noho ny ireo ankehitriny."
# tsy noho ny fahendrena raha manontany io fanontaniana io ianao.
Manao ity fanambarana ity ny olona tsy hampitahaina ny ankehitiriny sy ny taloha ara-lojika, saingy foto-kevitra. D.H: "Raha hendry ianao tsy mametraka ity fanontaniana ity" na "fametrahana ity fanontaniana ity dia mampiseho fa tsy hendry ianao"