# oana ireo andro fahiny no tsara kokoa noho ireto? Mangataka ity fanontaniana ity ny olona mba hitarainana mahakasika ny ankehitriny. D.H: "tsara kokoa ireo zavatra fahiny noho ny ireo ankehitriny." # tsy noho ny fahendrena raha manontany io fanontaniana io ianao. Manao ity fanambarana ity ny olona tsy hampitahaina ny ankehitiriny sy ny taloha ara-lojika, saingy foto-kevitra. D.H: "Raha hendry ianao tsy mametraka ity fanontaniana ity" na "fametrahana ity fanontaniana ity dia mampiseho fa tsy hendry ianao"