plt_tn/ecc/06/05.md

615 B

manana fitsaharana mihoatra noho izany lehilahy izany izy

Ny zaza teraka tsy tonga dia zaha-draraha avy hatrany, mitoetra ho fitsaharana izany. Ny olona izay niaina taona maro tsy nisy fahafaham-po kosa dia tsy ampy fitsaharana.

Na dia tokony hiaina roa arivo taona

Ity dia fanitarana zavatra mba hampisehoana hoe mandram-pahoviana no iainan'ny olona iray raha tsy tia ireo zavatra tsara eo amin'ny fiainana izy.

roa arivo taona

D.H: "2,000 taona"

nefa tsy mianatra mankafy ireo zavatra tsara,

Ity dia heverina, fa ny olona dia mila mianatra mankafy ireo zavatra tsara omena azy eo amin'ny fiainana.