# manana fitsaharana mihoatra noho izany lehilahy izany izy Ny zaza teraka tsy tonga dia zaha-draraha avy hatrany, mitoetra ho fitsaharana izany. Ny olona izay niaina taona maro tsy nisy fahafaham-po kosa dia tsy ampy fitsaharana. # Na dia tokony hiaina roa arivo taona Ity dia fanitarana zavatra mba hampisehoana hoe mandram-pahoviana no iainan'ny olona iray raha tsy tia ireo zavatra tsara eo amin'ny fiainana izy. # roa arivo taona D.H: "2,000 taona" # nefa tsy mianatra mankafy ireo zavatra tsara, Ity dia heverina, fa ny olona dia mila mianatra mankafy ireo zavatra tsara omena azy eo amin'ny fiainana.