plt_tn/ecc/06/05.md

16 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# manana fitsaharana mihoatra noho izany lehilahy izany izy
Ny zaza teraka tsy tonga dia zaha-draraha avy hatrany, mitoetra ho fitsaharana izany. Ny olona izay niaina taona maro tsy nisy fahafaham-po kosa dia tsy ampy fitsaharana.
# Na dia tokony hiaina roa arivo taona
Ity dia fanitarana zavatra mba hampisehoana hoe mandram-pahoviana no iainan'ny olona iray raha tsy tia ireo zavatra tsara eo amin'ny fiainana izy.
# roa arivo taona
D.H: "2,000 taona"
# nefa tsy mianatra mankafy ireo zavatra tsara,
Ity dia heverina, fa ny olona dia mila mianatra mankafy ireo zavatra tsara omena azy eo amin'ny fiainana.