plt_tn/ecc/05/19.md

530 B

fananana sy harena

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Maneho vola sy ireo zavatra izay afaka vidin'olona ain'ny vola ireo.

handray ny anjarany ka hifaly amin'ny asany

Ity dia maneho fahaizana ho amin'ny fahafaham-po sy hafalianan'ny olona amin'ny asa.

Fa tsy mahatsiaro izy

Eto ny teny "izy" dia amin'ny olona izay nomen'Andriamnitra fanomezana. D.H: "Tsy notsaroany"

ireo androm-piainany

D.H: "ireo zavatra izay miseho mandritry ny androm-piainany"

sasatra

"sasatra foana"