# fananana sy harena Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Maneho vola sy ireo zavatra izay afaka vidin'olona ain'ny vola ireo. # handray ny anjarany ka hifaly amin'ny asany Ity dia maneho fahaizana ho amin'ny fahafaham-po sy hafalianan'ny olona amin'ny asa. # Fa tsy mahatsiaro izy Eto ny teny "izy" dia amin'ny olona izay nomen'Andriamnitra fanomezana. D.H: "Tsy notsaroany" # ireo androm-piainany D.H: "ireo zavatra izay miseho mandritry ny androm-piainany" # sasatra "sasatra foana"