plt_tn/ecc/05/19.md

20 lines
530 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fananana sy harena
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Maneho vola sy ireo zavatra izay afaka vidin'olona ain'ny vola ireo.
# handray ny anjarany ka hifaly amin'ny asany
Ity dia maneho fahaizana ho amin'ny fahafaham-po sy hafalianan'ny olona amin'ny asa.
# Fa tsy mahatsiaro izy
Eto ny teny "izy" dia amin'ny olona izay nomen'Andriamnitra fanomezana. D.H: "Tsy notsaroany"
# ireo androm-piainany
D.H: "ireo zavatra izay miseho mandritry ny androm-piainany"
# sasatra
"sasatra foana"