plt_tn/ecc/02/13.md

482 B

ny fahendrena dia ahazoana tombony kokoa noho ny

Ny fahendrena dia tsara noho ny adalana, toy ny hazavana dia tsara noho ny haizina.

Ny olon-kendry dia mampiasa ny masony eo amin'ny lohany mba hijerena ny lalan-kalehany,

D.H: "Ny olona hendry dia tahaka ny olona izay mampiasa ny masony hijereny izay halehany"

mampiasa ny masony eo amin'ny lohany

D.H: "afaka mijery"

ny adala dia mandeha amin'ny maizina,

D.H: "ny adala dia tahaka ny olona mandeha amin'ny haizina."