# ny fahendrena dia ahazoana tombony kokoa noho ny Ny fahendrena dia tsara noho ny adalana, toy ny hazavana dia tsara noho ny haizina. # Ny olon-kendry dia mampiasa ny masony eo amin'ny lohany mba hijerena ny lalan-kalehany, D.H: "Ny olona hendry dia tahaka ny olona izay mampiasa ny masony hijereny izay halehany" # mampiasa ny masony eo amin'ny lohany D.H: "afaka mijery" # ny adala dia mandeha amin'ny maizina, D.H: "ny adala dia tahaka ny olona mandeha amin'ny haizina."