plt_tn/ecc/02/13.md

16 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fahendrena dia ahazoana tombony kokoa noho ny
Ny fahendrena dia tsara noho ny adalana, toy ny hazavana dia tsara noho ny haizina.
# Ny olon-kendry dia mampiasa ny masony eo amin'ny lohany mba hijerena ny lalan-kalehany,
D.H: "Ny olona hendry dia tahaka ny olona izay mampiasa ny masony hijereny izay halehany"
# mampiasa ny masony eo amin'ny lohany
D.H: "afaka mijery"
# ny adala dia mandeha amin'ny maizina,
D.H: "ny adala dia tahaka ny olona mandeha amin'ny haizina."