plt_tn/ecc/01/09.md

16 lines
453 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
amin'izany dia tsy misy zava-baovao jeren'ny olona sy ny asany.
# izay rehetra efa vita no mbola ho atao
D.H: "izay rehetra efa vita ny olona no mbola ho atao amin'ny hoavy"
# Moa ve misy zavatra izay mety ho lazaina hoe: 'Indro, zava-baovao ity'?
D.H: "Tsy misy na inona na inona mahakasika izay azon'ny olona lazaina, 'Indro, zava-baovao ity."'
# tsy ho tadidy koa.
D.H: "tsy hatadidy ireo ireo ny olona"