plt_tn/ecc/01/09.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

amin'izany dia tsy misy zava-baovao jeren'ny olona sy ny asany.

izay rehetra efa vita no mbola ho atao

D.H: "izay rehetra efa vita ny olona no mbola ho atao amin'ny hoavy"

Moa ve misy zavatra izay mety ho lazaina hoe: 'Indro, zava-baovao ity'?

D.H: "Tsy misy na inona na inona mahakasika izay azon'ny olona lazaina, 'Indro, zava-baovao ity."'

tsy ho tadidy koa.

D.H: "tsy hatadidy ireo ireo ny olona"