# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: amin'izany dia tsy misy zava-baovao jeren'ny olona sy ny asany. # izay rehetra efa vita no mbola ho atao D.H: "izay rehetra efa vita ny olona no mbola ho atao amin'ny hoavy" # Moa ve misy zavatra izay mety ho lazaina hoe: 'Indro, zava-baovao ity'? D.H: "Tsy misy na inona na inona mahakasika izay azon'ny olona lazaina, 'Indro, zava-baovao ity."' # tsy ho tadidy koa. D.H: "tsy hatadidy ireo ireo ny olona"