plt_tn/deu/33/27.md

752 B

Ilay Andriamanitra mandrakizay dia fialofana

Ny anarana hoe "fialofana" dia midika hoe toerana azo antoka amin'ny loza. DH: "Ilay Andriamanitra mandrakizay dia hiaro ny vahoakany"

ry ireo sandry mandrakizay no eo ambany

Ny hoe "sandry mandrakizay" dia sarinteny ho an'ny fampanantenan'i Yaveh hiaro ny vahoakany mandrakizay. DH: "hamatsy sy hikarakara ny vahoakany mandrakizay Izy"

Mandroaka ... manao hoe

Mosesy dia miresaka ny ho avy toy ny hoe lasa izany mba hanamafisana fa hitranga izy lazainy. DH: "Handroaka ... hanao hoe"

eo anoloanao ... Aringano

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

manao hoe: "Aringano!"

DH: "hiteny anao mba handringana azy ireo Izy!"