plt_tn/deu/33/27.md

20 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ilay Andriamanitra mandrakizay dia fialofana
Ny anarana hoe "fialofana" dia midika hoe toerana azo antoka amin'ny loza. DH: "Ilay Andriamanitra mandrakizay dia hiaro ny vahoakany"
# ry ireo sandry mandrakizay no eo ambany
Ny hoe "sandry mandrakizay" dia sarinteny ho an'ny fampanantenan'i Yaveh hiaro ny vahoakany mandrakizay. DH: "hamatsy sy hikarakara ny vahoakany mandrakizay Izy"
# Mandroaka ... manao hoe
Mosesy dia miresaka ny ho avy toy ny hoe lasa izany mba hanamafisana fa hitranga izy lazainy. DH: "Handroaka ... hanao hoe"
# eo anoloanao ... Aringano
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# manao hoe: "Aringano!"
DH: "hiteny anao mba handringana azy ireo Izy!"