# Ilay Andriamanitra mandrakizay dia fialofana Ny anarana hoe "fialofana" dia midika hoe toerana azo antoka amin'ny loza. DH: "Ilay Andriamanitra mandrakizay dia hiaro ny vahoakany" # ry ireo sandry mandrakizay no eo ambany Ny hoe "sandry mandrakizay" dia sarinteny ho an'ny fampanantenan'i Yaveh hiaro ny vahoakany mandrakizay. DH: "hamatsy sy hikarakara ny vahoakany mandrakizay Izy" # Mandroaka ... manao hoe Mosesy dia miresaka ny ho avy toy ny hoe lasa izany mba hanamafisana fa hitranga izy lazainy. DH: "Handroaka ... hanao hoe" # eo anoloanao ... Aringano Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # manao hoe: "Aringano!" DH: "hiteny anao mba handringana azy ireo Izy!"