forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
754 B
Markdown
16 lines
754 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Izy dia miresaka an'ireo taranak'i Naftaly toy ny hoe olona iray izy ireo.
|
|
|
|
# voky fankasitrahana
|
|
|
|
Yaveh faly amin'i Naftaly dia resahina toy ny hoe sakafo izay hohanin'i Naftaly mandra-pahatsy noana azy instony ilay "sitraka." DH: "izay manana ny zavatra tsara rehetra niriany satria faly aminy Yaveh"
|
|
|
|
# feno ny fitahian'i Yaveh
|
|
|
|
Ny fitahiana dia resahina toy ny hoe sakafo izay nohanin'i Naftaly mandra-pahavoky azy izany. DH: "izay notahian'i Yaveh ka manana izay ilainy rehetra izy"
|
|
|
|
# ny tany hatrany andrefana sy atsimo
|
|
|
|
Ity dia maneho an'ilay tany manodidina ny farihin'i Galilia. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity.
|