# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Izy dia miresaka an'ireo taranak'i Naftaly toy ny hoe olona iray izy ireo. # voky fankasitrahana Yaveh faly amin'i Naftaly dia resahina toy ny hoe sakafo izay hohanin'i Naftaly mandra-pahatsy noana azy instony ilay "sitraka." DH: "izay manana ny zavatra tsara rehetra niriany satria faly aminy Yaveh" # feno ny fitahian'i Yaveh Ny fitahiana dia resahina toy ny hoe sakafo izay nohanin'i Naftaly mandra-pahavoky azy izany. DH: "izay notahian'i Yaveh ka manana izay ilainy rehetra izy" # ny tany hatrany andrefana sy atsimo Ity dia maneho an'ilay tany manodidina ny farihin'i Galilia. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity.