plt_tn/deu/33/23.md

754 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Izy dia miresaka an'ireo taranak'i Naftaly toy ny hoe olona iray izy ireo.

voky fankasitrahana

Yaveh faly amin'i Naftaly dia resahina toy ny hoe sakafo izay hohanin'i Naftaly mandra-pahatsy noana azy instony ilay "sitraka." DH: "izay manana ny zavatra tsara rehetra niriany satria faly aminy Yaveh"

feno ny fitahian'i Yaveh

Ny fitahiana dia resahina toy ny hoe sakafo izay nohanin'i Naftaly mandra-pahavoky azy izany. DH: "izay notahian'i Yaveh ka manana izay ilainy rehetra izy"

ny tany hatrany andrefana sy atsimo

Ity dia maneho an'ilay tany manodidina ny farihin'i Galilia. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity.