plt_tn/deu/33/21.md

583 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Manohy mamaritra ny fokon'i Gada toy ny olona iray Izy, izay natombony tao amin'ny 33:20.

zara-tanin'ny mpitarika

Ity dia midika hoe ampaha-tany iray lehibe izay alain'ny mpitarika raha ny tena izy.

Tonga niaraka tamin'ireo lehiben'ny vahoaka izy

"nihaona tamin'ireo mpitarika rehetran'ireo Israelita izy"

Notanterahiny niaraka tamin'Israely ny fahamarinan'i Yaveh mbamin'ireo didiny

"nankato izay rehetra nandidian'i Yaveh an'ireo Israelita izy ireo"