plt_tn/deu/33/21.md

16 lines
583 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Manohy mamaritra ny fokon'i Gada toy ny olona iray Izy, izay natombony tao amin'ny 33:20.
# zara-tanin'ny mpitarika
Ity dia midika hoe ampaha-tany iray lehibe izay alain'ny mpitarika raha ny tena izy.
# Tonga niaraka tamin'ireo lehiben'ny vahoaka izy
"nihaona tamin'ireo mpitarika rehetran'ireo Israelita izy"
# Notanterahiny niaraka tamin'Israely ny fahamarinan'i Yaveh mbamin'ireo didiny
"nankato izay rehetra nandidian'i Yaveh an'ireo Israelita izy ireo"