# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. Manohy mamaritra ny fokon'i Gada toy ny olona iray Izy, izay natombony tao amin'ny 33:20. # zara-tanin'ny mpitarika Ity dia midika hoe ampaha-tany iray lehibe izay alain'ny mpitarika raha ny tena izy. # Tonga niaraka tamin'ireo lehiben'ny vahoaka izy "nihaona tamin'ireo mpitarika rehetran'ireo Israelita izy" # Notanterahiny niaraka tamin'Israely ny fahamarinan'i Yaveh mbamin'ireo didiny "nankato izay rehetra nandidian'i Yaveh an'ireo Israelita izy ireo"