plt_tn/deu/33/14.md

858 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13.

Ho tahiana anie taniny

DH: "Yaveh anie hitahy ny taniny." Adikao toy ny tao amin'ny 33:13.

amin'ireo zava-tsoa izay vokatry ny masoandro

"amin'ireo vokatra tsara indrindra izay ampanirian'ny masoandro"

amin'ireo zava-tsoa vokatr'ireo volana

"amin'ireo vokatra tsara indrindra izay maniry isam-bolana"

zavatra tsara indrindra ... ireo zava-tsoa

Mosesy dia mety maneho ireo sakafo vokatra. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. DH: "ireo voa tsara indrindra ... ireo voa sarobidy"

tendrombohitra fahagola

"ireo tendrombohitra izay efe nisy taloha ela be"

havoana maharitra mandrakizay

"ireo havoana izay hisy mandrakizay"