plt_tn/deu/33/14.md

28 lines
858 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13.
# Ho tahiana anie taniny
DH: "Yaveh anie hitahy ny taniny." Adikao toy ny tao amin'ny 33:13.
# amin'ireo zava-tsoa izay vokatry ny masoandro
"amin'ireo vokatra tsara indrindra izay ampanirian'ny masoandro"
# amin'ireo zava-tsoa vokatr'ireo volana
"amin'ireo vokatra tsara indrindra izay maniry isam-bolana"
# zavatra tsara indrindra ... ireo zava-tsoa
Mosesy dia mety maneho ireo sakafo vokatra. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. DH: "ireo voa tsara indrindra ... ireo voa sarobidy"
# tendrombohitra fahagola
"ireo tendrombohitra izay efe nisy taloha ela be"
# havoana maharitra mandrakizay
"ireo havoana izay hisy mandrakizay"