# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13. # Ho tahiana anie taniny DH: "Yaveh anie hitahy ny taniny." Adikao toy ny tao amin'ny 33:13. # amin'ireo zava-tsoa izay vokatry ny masoandro "amin'ireo vokatra tsara indrindra izay ampanirian'ny masoandro" # amin'ireo zava-tsoa vokatr'ireo volana "amin'ireo vokatra tsara indrindra izay maniry isam-bolana" # zavatra tsara indrindra ... ireo zava-tsoa Mosesy dia mety maneho ireo sakafo vokatra. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. DH: "ireo voa tsara indrindra ... ireo voa sarobidy" # tendrombohitra fahagola "ireo tendrombohitra izay efe nisy taloha ela be" # havoana maharitra mandrakizay "ireo havoana izay hisy mandrakizay"