plt_tn/deu/33/13.md

671 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano.

Ny amin'i Josefa

Ity dia maneho ny fokon'i Efraima sy ny fokon'i Manase. Ireo foko roa ireo dia samy avy amin'ny taranak'i Josefa.

Ho tahin'i Yaveh anie ny taniny

DH: "ho tahin'i Yaveh anie ny tanin'izy ireo"

amin'ireo zava-tsoan'ny lanitra, dia amin'ny ando

"amin'ireo ando sarobidy avy any an-danitra" na "amin'ny orana sarobidy avy any an-danitra"

ando

rano izay miseho eny amin'ny ravin-kazo sy ahitra amin'ny maraina. Adikao toy ny ao amin'ny 32:1.

rano lalina izay mamitsaka ambany.

Ity dia maneho ny rano ao ambanin'ny tany.