# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. # Ny amin'i Josefa Ity dia maneho ny fokon'i Efraima sy ny fokon'i Manase. Ireo foko roa ireo dia samy avy amin'ny taranak'i Josefa. # Ho tahin'i Yaveh anie ny taniny DH: "ho tahin'i Yaveh anie ny tanin'izy ireo" # amin'ireo zava-tsoan'ny lanitra, dia amin'ny ando "amin'ireo ando sarobidy avy any an-danitra" na "amin'ny orana sarobidy avy any an-danitra" # ando rano izay miseho eny amin'ny ravin-kazo sy ahitra amin'ny maraina. Adikao toy ny ao amin'ny 32:1. # rano lalina izay mamitsaka ambany. Ity dia maneho ny rano ao ambanin'ny tany.