plt_tn/deu/33/13.md

24 lines
671 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano.
# Ny amin'i Josefa
Ity dia maneho ny fokon'i Efraima sy ny fokon'i Manase. Ireo foko roa ireo dia samy avy amin'ny taranak'i Josefa.
# Ho tahin'i Yaveh anie ny taniny
DH: "ho tahin'i Yaveh anie ny tanin'izy ireo"
# amin'ireo zava-tsoan'ny lanitra, dia amin'ny ando
"amin'ireo ando sarobidy avy any an-danitra" na "amin'ny orana sarobidy avy any an-danitra"
# ando
rano izay miseho eny amin'ny ravin-kazo sy ahitra amin'ny maraina. Adikao toy ny ao amin'ny 32:1.
# rano lalina izay mamitsaka ambany.
Ity dia maneho ny rano ao ambanin'ny tany.