plt_tn/deu/32/41.md

12 lines
492 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
# Rehefa mandranitra ny sabatro manjelatra Aho
Ity dia midika fa Andriamanitra dia miomana ny hitsara sy hanasazy an'ireo fahavalony. DH: "rehefa mandranitra ny sabatro mamirapiratra Aho" na "rehefa vonona ny hitsara an'ireo fahavaloko Aho"
# rehefa manomboka mitondra ny rariny ny tanako
Eto ny hoe "tanana" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "rehefa vonona ny hitsara ny ratsy fanahy Aho"