# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. # Rehefa mandranitra ny sabatro manjelatra Aho Ity dia midika fa Andriamanitra dia miomana ny hitsara sy hanasazy an'ireo fahavalony. DH: "rehefa mandranitra ny sabatro mamirapiratra Aho" na "rehefa vonona ny hitsara an'ireo fahavaloko Aho" # rehefa manomboka mitondra ny rariny ny tanako Eto ny hoe "tanana" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "rehefa vonona ny hitsara ny ratsy fanahy Aho"