plt_tn/deu/32/41.md

492 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.

Rehefa mandranitra ny sabatro manjelatra Aho

Ity dia midika fa Andriamanitra dia miomana ny hitsara sy hanasazy an'ireo fahavalony. DH: "rehefa mandranitra ny sabatro mamirapiratra Aho" na "rehefa vonona ny hitsara an'ireo fahavaloko Aho"

rehefa manomboka mitondra ny rariny ny tanako

Eto ny hoe "tanana" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "rehefa vonona ny hitsara ny ratsy fanahy Aho"