plt_tn/deu/32/27.md

680 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.

Raha tsy nohon'ny fahatahorako ny fiantsian'ny fahavalo

"natahotra ny fiantsian'ny fahavalo aho"

ny fiantsian'ny fahavalo

DH: "fa hiantsy ahy ny fahavalo" na "fa hanao izay hampahatezitra ahy ny fahavalo"

ny fahavalo

Yaveh dia miresaka ny fahvalony toy ny hoe olona iray izy ireo. DH: "ny fahavaloko" na "ireo fahavaloko"

Ny tananay no nahery

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery sy fahefan'ny olona iray. Ny hoe misandratra dia fomba fiteny ny amin'ny fandresena fahavalo. DH: "Nandresy azy ireo izahay satria izahay mahery kokoa"