plt_tn/deu/32/27.md

20 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
# Raha tsy nohon'ny fahatahorako ny fiantsian'ny fahavalo
"natahotra ny fiantsian'ny fahavalo aho"
# ny fiantsian'ny fahavalo
DH: "fa hiantsy ahy ny fahavalo" na "fa hanao izay hampahatezitra ahy ny fahavalo"
# ny fahavalo
Yaveh dia miresaka ny fahvalony toy ny hoe olona iray izy ireo. DH: "ny fahavaloko" na "ireo fahavaloko"
# Ny tananay no nahery
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery sy fahefan'ny olona iray. Ny hoe misandratra dia fomba fiteny ny amin'ny fandresena fahavalo. DH: "Nandresy azy ireo izahay satria izahay mahery kokoa"