# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy. # Raha tsy nohon'ny fahatahorako ny fiantsian'ny fahavalo "natahotra ny fiantsian'ny fahavalo aho" # ny fiantsian'ny fahavalo DH: "fa hiantsy ahy ny fahavalo" na "fa hanao izay hampahatezitra ahy ny fahavalo" # ny fahavalo Yaveh dia miresaka ny fahvalony toy ny hoe olona iray izy ireo. DH: "ny fahavaloko" na "ireo fahavaloko" # Ny tananay no nahery Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery sy fahefan'ny olona iray. Ny hoe misandratra dia fomba fiteny ny amin'ny fandresena fahavalo. DH: "Nandresy azy ireo izahay satria izahay mahery kokoa"