plt_tn/deu/32/22.md

738 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.

Fa nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ... fototry ny tendrombohitra izany

Yaveh dia mampitaha ny hatezerany amin'ny afo. Izany dia manamafy ny fahefany handrava an'izay mampahatezitra Azy.

nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ary mandoro ... mandevona ... mampirehitra

DH: "mandrehitra afo Aho satria tezitra, ary mandoro izany ... mandevona ... mampirehitra" na "rehefa tezitra Aho, dia potehiko toy ny afo ireo fahavaloko, ary potehiko ny zavatra rehetra eo an-tany sy ... levoniko ... arehitro"

hatrany amin'ny fiainan-tsy-hita ambany indrindra

"na dia any amin'ny tontolon'ny maty aza"