# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy. # Fa nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ... fototry ny tendrombohitra izany Yaveh dia mampitaha ny hatezerany amin'ny afo. Izany dia manamafy ny fahefany handrava an'izay mampahatezitra Azy. # nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ary mandoro ... mandevona ... mampirehitra DH: "mandrehitra afo Aho satria tezitra, ary mandoro izany ... mandevona ... mampirehitra" na "rehefa tezitra Aho, dia potehiko toy ny afo ireo fahavaloko, ary potehiko ny zavatra rehetra eo an-tany sy ... levoniko ... arehitro" # hatrany amin'ny fiainan-tsy-hita ambany indrindra "na dia any amin'ny tontolon'ny maty aza"