plt_tn/deu/32/22.md

16 lines
738 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
# Fa nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ... fototry ny tendrombohitra izany
Yaveh dia mampitaha ny hatezerany amin'ny afo. Izany dia manamafy ny fahefany handrava an'izay mampahatezitra Azy.
# nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ary mandoro ... mandevona ... mampirehitra
DH: "mandrehitra afo Aho satria tezitra, ary mandoro izany ... mandevona ... mampirehitra" na "rehefa tezitra Aho, dia potehiko toy ny afo ireo fahavaloko, ary potehiko ny zavatra rehetra eo an-tany sy ... levoniko ... arehitro"
# hatrany amin'ny fiainan-tsy-hita ambany indrindra
"na dia any amin'ny tontolon'ny maty aza"