plt_tn/deu/31/17.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Mosesy.

hirehitra amin'izy ireo ny hatezerako

Yaveh dia mampitaha ny hatezerany amin'ny olona mandrehitra afo. Ity dia manamafy ny fahefan'Andriamanitra handrava na inona na inona mampahatezitra Azy. DH: "harehitro amin'izy ireo ny hatezerako" na "ho tezitra amin'izy ireo Aho"

Hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho

Fomba fiteny ity. DH: "tsy hanampy azy ireo Aho"

ho levona izy ireo.

DH: "handevona azy ireo Aho" na "hamela ny fahavalon'izy ireo handevona azy ireo Aho"

levona

Ity dia sarinteny ho an'ny hoe "rava tanteraka"

Aretina maro sy korontana no ho hitan'izy ireo

Ity dia mamaritra an'ireo aretina sy korontana toy ny hoe olona ireo. DH: "hiaina aretina sy korontana maro izy ireo"

tsy tonga eto ... ny Andriamanitsika?

Ity dia mamaritra an'ireo aretina sy korontana toy ny hoe olona ireo. Ity fanontaniana fampisainana ity dia afaka atao fanambarana. DH: "Mandringana ahy ireo aretina ireo ... ny Andriamanintsika"

tsy eto afovoantsika ny Andriamanitsika

"tsy miaro antsika intsony Andriamanitra" na "navelan'Andriamanitra ho irery isika"