plt_tn/deu/31/09.md

784 B

nanome izany an'ireo mpisorona, ireo zanak'i Levy

"nanome izany an'ireo Levita, izay mpisorona"

fito taona

"7 taona"

voatondro amin'ny fanafoanana ireo trosa

"fanafoanana ireo trosa"

Firavoravoan'ny Fialofana

Anarana hafa hiantsoana an'ity firavoravoana ity ny hoe "Fetin'ny Tabernakely," "Firavoravoan'ireo Trano Heva," ary "Fetin'ny Fanangonana." Mandritry ny fijinjana, dia manorina fialofana vonjy maika eny an-tsaha ireo mpamboly. Io firavoravoana io dia mitranga aorian'ny fijinjana farany amin'ny taona. Adikao toy ny tao amin'ny 16:13 ity.

Yaveh Andriamanitrao ... hamaky ianao

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.

eo an-tsofin'izy ireo

"mba handrenesan'izy ireo izany"