# nanome izany an'ireo mpisorona, ireo zanak'i Levy "nanome izany an'ireo Levita, izay mpisorona" # fito taona "7 taona" # voatondro amin'ny fanafoanana ireo trosa "fanafoanana ireo trosa" # Firavoravoan'ny Fialofana Anarana hafa hiantsoana an'ity firavoravoana ity ny hoe "Fetin'ny Tabernakely," "Firavoravoan'ireo Trano Heva," ary "Fetin'ny Fanangonana." Mandritry ny fijinjana, dia manorina fialofana vonjy maika eny an-tsaha ireo mpamboly. Io firavoravoana io dia mitranga aorian'ny fijinjana farany amin'ny taona. Adikao toy ny tao amin'ny 16:13 ity. # Yaveh Andriamanitrao ... hamaky ianao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # eo an-tsofin'izy ireo "mba handrenesan'izy ireo izany"