plt_tn/deu/31/09.md

24 lines
784 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanome izany an'ireo mpisorona, ireo zanak'i Levy
"nanome izany an'ireo Levita, izay mpisorona"
# fito taona
"7 taona"
# voatondro amin'ny fanafoanana ireo trosa
"fanafoanana ireo trosa"
# Firavoravoan'ny Fialofana
Anarana hafa hiantsoana an'ity firavoravoana ity ny hoe "Fetin'ny Tabernakely," "Firavoravoan'ireo Trano Heva," ary "Fetin'ny Fanangonana." Mandritry ny fijinjana, dia manorina fialofana vonjy maika eny an-tsaha ireo mpamboly. Io firavoravoana io dia mitranga aorian'ny fijinjana farany amin'ny taona. Adikao toy ny tao amin'ny 16:13 ity.
# Yaveh Andriamanitrao ... hamaky ianao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# eo an-tsofin'izy ireo
"mba handrenesan'izy ireo izany"