plt_tn/deu/29/29.md

12 lines
410 B
Markdown

# Ireo zava-miafina dia an'i Yaveh Andriamanitsika irery ihany
"Ireo zavatra sasany izay tsy nambaran'i Yaveh Andriamanintsika, ka Izy irery ihany no mahalala azy"
# ambara
DH: "izay nambarany"
# mba hahafahantsika manatanteraka ny teny rehetran'ity lalàna ity
Ny teny hoe "teny" dia sarinteny ho an'ny hoe "baiko." DH: "mba hanaovantsika ny zavatra rehetra izay andidian'ity lalàna ity mba ataontsika"