# Ireo zava-miafina dia an'i Yaveh Andriamanitsika irery ihany "Ireo zavatra sasany izay tsy nambaran'i Yaveh Andriamanintsika, ka Izy irery ihany no mahalala azy" # ambara DH: "izay nambarany" # mba hahafahantsika manatanteraka ny teny rehetran'ity lalàna ity Ny teny hoe "teny" dia sarinteny ho an'ny hoe "baiko." DH: "mba hanaovantsika ny zavatra rehetra izay andidian'ity lalàna ity mba ataontsika"