plt_tn/deu/29/29.md

410 B

Ireo zava-miafina dia an'i Yaveh Andriamanitsika irery ihany

"Ireo zavatra sasany izay tsy nambaran'i Yaveh Andriamanintsika, ka Izy irery ihany no mahalala azy"

ambara

DH: "izay nambarany"

mba hahafahantsika manatanteraka ny teny rehetran'ity lalàna ity

Ny teny hoe "teny" dia sarinteny ho an'ny hoe "baiko." DH: "mba hanaovantsika ny zavatra rehetra izay andidian'ity lalàna ity mba ataontsika"