plt_tn/deu/29/10.md

12 lines
531 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# ao aminao ao amin'ny tobinao ... ny hazonao ... ny ranonao
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# ny vahiny izay ao aminao ao amin'ny tobinao, na izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka
Nisy vahiny maro teo amin'ireo Israelita. DH: "ireo vahiny izay eo aminao ao amin'ny tobinao, avy amin'ireo izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka ny ranonao"