plt_tn/deu/29/10.md

531 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

ao aminao ao amin'ny tobinao ... ny hazonao ... ny ranonao

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

ny vahiny izay ao aminao ao amin'ny tobinao, na izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka

Nisy vahiny maro teo amin'ireo Israelita. DH: "ireo vahiny izay eo aminao ao amin'ny tobinao, avy amin'ireo izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka ny ranonao"