# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # ao aminao ao amin'ny tobinao ... ny hazonao ... ny ranonao Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # ny vahiny izay ao aminao ao amin'ny tobinao, na izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka Nisy vahiny maro teo amin'ireo Israelita. DH: "ireo vahiny izay eo aminao ao amin'ny tobinao, avy amin'ireo izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka ny ranonao"