plt_tn/deu/27/22.md

422 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony lazain'izy ireo.

Ho voaozona anie ny lehilahy

Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:16. DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"

ny zanaka vavin'ny rainy, na ny zanaka vavin'ny reniny

Ity dia midika fa tsy afaka miara-mandry amin'ny anabaviny ny lehilahy iray, na dia manana reny na ray samihafa aza izy.