plt_tn/deu/27/22.md

12 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony lazain'izy ireo.
# Ho voaozona anie ny lehilahy
Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:16. DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"
# ny zanaka vavin'ny rainy, na ny zanaka vavin'ny reniny
Ity dia midika fa tsy afaka miara-mandry amin'ny anabaviny ny lehilahy iray, na dia manana reny na ray samihafa aza izy.